Entry poliomielita
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ polimielita ] Aretina avy amin' ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin' ny tendron' ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany; lefakozatra [1.1]
 [ pôliômelita ] Lefakozatra [1.13]
Explanations in French Poliomiélite [1.13]
Vocabulary 
Synonyms lefakozatra
Origin French: poliomyélite.

Updated on 2022/01/19