Entry mpisolovava
Elementary words mpisolo ; vava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona vita fianarana momba ny lalàna misolo olona voampanga eny amin' ny fitsarana [1.1]
Explanations in French Avocat [1.3, 1.5]
 [ mpisolo vava ] Avocat [1.13]
Examples Henohenoko fa rehefa avy nanao raharahan'ny mpisambotra olo-meloka Ratsimandresy, dia niditra ho mpisolovava hiaro ny mpanao ratsy. [2.944]
Vocabulary 
Analogs  solombava ~ solo vava

Updated on 2023/09/08