Entry mpanotra (otra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Celui qui masse [1.3]
  [Merina] (de otra : action de masser, de frictionner). Empirique qui guérit les entorses, les foulures, en faisant principalement des frictions et des massages. C'est aussi lui qui soigne les adénites cervicales en y imposant les mains. Voir odi-hanatra. [1.196]
Examples 
1Ho avy eo ny mpanotra sy ny mpimasy sy ny mpisikidy. [2.528]
2Nolazain'ny mpanotra fa tsy ho sitrana mihitsy io raha tsy tapahina sao lo ka mitarika hahafaty azy, dia nofaranana mihitsy ny sandrin'i Fandravaka kely. [2.895]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20