Entry mpanampy (ampy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]
 Olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
Explanations in French Auxiliaire [1.13]
Examples 
1kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643]
2Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114]

Entry mpanampy (ampy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zanateny entina manamafy teny iray [1.13]
Explanations in French Auxiliaire [1.13]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  mpanampy mahay roa

Updated on 2023/02/07