Entry | miomby (omby) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy [1.1] | ||||||
Examples | dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy;
[2.48] | ||||||
Vocabulary | Zoology: (in general) | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |