Entry mineraly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato [1.1]
 Zaka madio avy ao anaty tany [1.13]
Explanations in French Minéral [1.13]
Examples 
1Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc. [1.123]
2Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete. [1.357]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: minéral.

Updated on 2023/05/31