Entry mikohaka (kohaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra [1.1]
Explanations in English To cough [1.7]
Explanations in French Tousser [1.3, 1.8]
 Fig. appeler en toussant. [1.3]
Examples 
1Somary mikohaka kely izany izy eto. [2.245]
2Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka; [2.424]
3Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy. [2.366]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mikohaka
Past : nikohaka
Future : hikohaka
Imperative : mikohafa

Updated on 2024/02/02