Entry mifarina (farina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana
(Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina) [1.1]
Explanations in English Used of a child suffering from constipation. [1.2]
Explanations in French Constipation des enfants [1.54]
Vocabulary 
Analogs  mitohana

Anagrams 

Updated on 2023/01/20