Entry mifanaizana (aizana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao [1.1]
Explanations in English The condition of the two youngest children in a family. [1.2]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20