Entry miempaka (empaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
Mitovy hevitra: mielakelaka ~ miendaka ~ mihalangalana ~ mikipaka ~ mikoan' ny nahiny ~ miompaka ~ miovaka ~ misendaka ~ misinda ~ mitakovana [1.1]
Explanations in English To swell and blister [1.7]
Explanations in French être écorché, avoir des ampoules [1.8]
Examples Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Present : miempaka
Past : niempaka
Future : hiempaka
Synonyms miempakempaka
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20