Entry mibo (bo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mipoaka mafy; mandefa feo lavalava na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany? [1.1]
Explanations in French Résonner, faire du bruit [1.3]
Vocabulary 
Synonyms manao bo

Entry mibo (bo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zavona
Enti-milaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova
Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny vovoka hehezin' io akoho fo [1.1]
Explanations in English To rise in the air, as smoke or dust. [1.2]
Morphology 
Present : mibo
Past : nibo
Future : hibo

Anagrams 

Updated on 2023/04/09