Entry mialona (alona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1]
Explanations in English To be envious, to be jealous; to envy others. [1.2]
 To envy, to be jealous of [1.7]
Explanations in French être jaloux de, envier [1.8]
Examples Mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mialona
Past : nialona
Future : hialona

Anagrams 

Updated on 2023/01/20