Entry metaly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [1.1]
Explanations in English Metal [1.7]
Explanations in French Métal [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: métal.
Analogs  mineraly ~ vy ~ valovoka ~ varahina ~ varahimaitso ~ vifotsy ~ fanitso ~ firaka ~ firapotsy ~ firamainty ~ halimo ~ volavelona ~ volafotsy ~ volamena ~ andriamby ~ taimby

Anagrams 

Updated on 2020/07/31