Entry meksikanina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina
Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina [1.1]
Explanations in English Mexican [3.1]
Explanations in French Mexicain, mexicaine [3.1]
Vocabulary 
Origin French: mexicain.

Updated on 2020/07/31