Entry matoatoa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1]
Explanations in English A ghost [1.7]
Explanations in French Fantôme, revenant [1.3, 1.8]
 Spectre [1.8]
Examples Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 
Article 

Updated on 2022/07/30