Entry masonkoditra
Elementary words mason- (maso) ; hoditra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Loaka kely madinika dia madinika hita amin' ny hoditra manify ivelany, izay ivoahan' ny hatsembohana (misy mason-koditra hatramin' ny 500 isaky ny 1sm tsy mivadimandry) [1.1]
Explanations in French Pore [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/17