Entry manodoka (sodoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina [1.1]
Morphology 
Present : manodoka
Past : nanodoka
Future : hanodoka

Anagrams 

Updated on 2023/01/05