Entry | mangotsokotsoka (hotsokotsoka (hotsoka)) | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1] | ||||||
Vocabulary | Health | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | mangotsoka | ||||||
Updated on 2023/01/20 |