Entry | mangorintsina (horintsina) | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa [1.1] | ||
Explanations in French | Ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne [1.3] | ||
Vocabulary | Health | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/01/20 |