Entry mandringa (ringa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly
(zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany
Mitovy hevitra: mihantsika ~ mikirimbana ~ mikolepaka ~ mikotringa ~ milepaka ~ mitolantsika ~ mitoletsika ~ mitolitsika ~ tolaka ila ~ tsapika [1.1]
Explanations in English To limp [1.7]
Explanations in French Boiter, clocher [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mandringa
Past : nandringa
Future : handringa
Imperative : mandringà
Proverbs 
Articles 

Entry mandringà (ringa)
Part of speech imperative of active verb mandringa [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20