Entry manapika (pika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro
Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? [1.1]
Explanations in English To shut or fold; to turn off [1.7]
Explanations in French (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol [1.3]
 Plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc [1.8]
Examples hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy. [2.357]
Morphology 
Present : manapika
Past : nanapika
Future : hanapika
Imperative : manapiaha
Other spellings 

Entry manapika (pika)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] To remove a calf from its mother [1.2]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manapika
Past : nanapika
Future : hanapika
Imperative : manapiha

Anagrams 

Updated on 2022/09/08