Entry |
mamongady
(vongady)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mividy mitambatra Manavosa, manao antontany [1.1]
|
Explanations in English | To sell at wholesale [1.7]
|
Explanations in French | Entasser, acheter en bloc [1.3]
|
| Vendre en gros [1.8]
|
Examples | Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety.
[2.332]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mamongady |
Past : |
namongady |
Future : |
hamongady |
Imperative : |
mamongadia |
|
|