Entry malailay (lailay (lay))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanala] Mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra) [1.78]
 Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy
Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany
Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday [1.1]
Explanations in English Scratchy, itchy [1.7]
Explanations in French Qui cause des démangeaisons [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20