Entry maizim-bolana
Elementary words maizina ; volana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fotoana tsy ahitana ny volana [1.1]
Explanations in English The dark of the moon [1.7]
Explanations in French Le temps où la lune est invisible [1.8]
Examples 
1Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [2.470]
2Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/05/31