Entry mahitsizoro
Elementary words mahitsy ; zoro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1]
Explanations in French Rectangle [1.13]
Examples Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/10