Entry | langorony | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1] | |
Explanations in English | A side drum [1.2] | |
Explanations in French | Tambour [1.3] | |
Examples | ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony:
[2.48] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Synonyms | langoroana | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Entry | langorony (langoro, -ny) | |
Part of speech | noun langoro and pronoun | |
Explanations in English | His heron(s), her heron(s), their heron(s) His drum(s), her drum(s), their drum(s) [3.1] | |
Explanations in French | Son héron, ses hérons, leur héron(s) Son tabour, ses tabours, leur tabour(s) [3.1] | |
Updated on 2023/03/19 |