Entry kotro-maina
Elementary words kotroka ; maina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Poabaratra amin' ny andro migaingaina tsy misy orana akory. [Vocabulary: Meteorology]
Enti-milaza ny hatezerana lehibe izay tsy misy antony tokony ho niaviany. [Vocabulary: Emotions] [1.1]

Updated on 2023/08/05