Entry | kompà | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [1.1] | ||||||
fanjehy [1.13] | |||||||
Vocabulary | Tools | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Synonyms | fanjehy ~ fanoritamparibolana | ||||||
Origin | French: compas. | ||||||
Entry | kompa | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in French | [Tankarana] ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [1.19] | ||||||
Updated on 2020/07/31 |