Entry | kolikoly | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Coaxing; a bribe [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Cajolerie; pot-de-vin [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Entry | kolikoly | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in French | [Betsileo] Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz. [1.196] | |||||||||||||||
Vocabulary | Botany | |||||||||||||||
Synonyms | loha-voly | |||||||||||||||
Anagrams | kolikoly, lokiloky |
Updated on 2022/05/30 |