Entry kivy
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao
Mitovy hevitra: ketraka ~ maimolotra ~ mamoy fo ~ manary toky ~ mandevin-tsotrobe ~ mibareraka elatra ~ migarera ~ mikely soroka ~ mikororosy fahana ~ miraviravy tanana ~ mirefarefa lamba ~ mitakemotra ~ mivalaketraka ~ mivareraka ~ mivarilavo ~ miverina ilalana ~ rera-po ~ reraka ~ reratsaina ~ resy ~ soredretra ~ soretra ~ tapaka elatra [1.1]
Explanations in English Discouraged, dismayed [1.7]
Explanations in French Découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
 Dégoûté [1.3]
Examples 
1Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472]
2Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/29