Entry kiampongaponga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan' ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena no henjanina eo amboniny ary kapohina amin' ny tsora-kazo kely anankiroa [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31