Entry kambontenda
Elementary words kambo ; tenda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/11