Entry kalanoro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [1.1]
Explanations in French  [Betsileo] (de kala : la belle petite et noro : voeux de bonheur qu'on exprime à l'occasion de la circoncision). Nom d'une variété de patate à peau rouge et à chair également colorée de rose ou de rouge qu'on servait traditionnellement au cours d'un repas en commun de la circoncision. On l'appelle menaty, c'est-à-dire « intérieur rouge » en Imerina. [1.196]
Scientific name Ipomoea batates
Examples Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [2.471]
Vocabulary 
Analogs  kalamavo ~ kalamena ~ kalamongo ~ kalavory

Entry Kalanoro
Part of speech proverbial name [full list]
Explanations in Malagasy Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [1.1]
Explanations in French Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [1.3]
Examples Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny Kalanoro. [2.508]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2022/06/02