Entry jiodo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny, miompana amin' ny fahakingana sy ny fahatsiarovan-tena matselaka ka sady fampiasam-batana fatratra no fiarovan-tena mahomby raha misy mamely [1.1]
Vocabulary 
Origin French: judo.

Updated on 2020/07/31