Entry intsy
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao [1.1]

Entry intsy
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] Afzelia bijuga A. Gray ou Intsia bijuga (A. Gray) Kuntze (Fabaceae). Voir indrarinandra. [1.196]
Scientific name Afzelia bijuga, Intsia bijuga
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31