Entry hoho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1]
Explanations in English A claw; a finger or toe nail [1.7]
Explanations in French Griffe, ongle [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Articles 

Entry hoho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Tranombitsika ambony hazo [1.78]
  [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/07/10