Entry hitsidika (tsidika)
Part of speech morphological form of mitsidika
Examples 
1Saika hitsidika isan-trano aho, kanjo fitondrana. [2.285]
2Efa nilazako izy fa izaho no mbola ho avy hitsidika anareo. [2.643]

Entry hitsidika
Part of speech noun
Explanations in French Abaque [1.13]
Vocabulary 
Analogs  abaka

Updated on 2020/07/31