Entry hia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [1.1]
Explanations in English Leanness [1.7]
Explanations in French Maigreur [1.3, 1.8]
 Ténuité [1.3]
Derivatives 
Antonyms 

Entry hia
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Pluie qui ne cesse de tomber. [1.19]
Vocabulary 

Entry hia
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/12/25