Entry hevi-dravina
Elementary words hevitra ; ravina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina [1.1]
Explanations in French Utopie, rêverie [1.5]
 Mythe [1.4]
Examples Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony [4.27]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/03/09