Entry handrina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [1.1]
  [Betsimisaraka] [ handriña ] handrina [1.78]
Explanations in English The forehead [1.7]
Explanations in French Front [1.3]
 Le front [1.8]
Examples 
1Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana. [2.817]
2mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Holonym loha
Co-meronyms maso, molotra, orona, saoka, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Proverbs 
Article 

Entry handrina
Part of speech noun
Explanations in French Menace, regard hardi ou irrité [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/07/20