Entry | gaza | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1] | |
Vocabulary | Chemistry | |
Entry | Gaza | |
Part of speech | name (biblical) | |
Explanations in English | Gaza [2.996] | |
Gaza; [2.996] | ||
Explanations in French | Gaza [2.996] | |
Examples | ilay avy tany Gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria;
[1.38] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Gaza | |
Article | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Gaza | |
Updated on 2022/07/18 |