Entry foty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Fihinam-body sy ravina [1.78]

Entry foty
Part of speech adjective
Explanations in English  [Provincial] Provincial for fotsy [Mal. putih.] [1.2]
Phytonyms 

Entry foty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Vocabulary 
Synonyms fotibaolina
Origin French: football.

Anagrams 

Updated on 2023/03/08