Entry fividianana (vidy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandoavana vola atao takalon-javatra: Teo am-pividianana mofo no nahitako an-dRabe [1.1]
Explanations in English The act of buying [1.7]
Explanations in French L'action d'acheter, le lieu, la cause, le prix [1.3]
 Action d'acheter, achat [1.8]
Examples 
1na fanaramana tsotra no azo atao amin' ny tany, fa tsy nisy fividianana. [2.366]
2Nisy fividianana trosa natao, mbola nanaovana fividianana trosa fanindroany, ka nahatonga fananan-karena voarara. [4.27]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/17