Entry | fitrebika (trebika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...) [1.1] | |
Entry | fitrebika | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (teny tranainy) Fanjaitra [1.1] | |
Entry | fitrebika (trebika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona [1.1] | |
Explanations in English | A fork, a prong. See firombaka, forisety. [1.2] | |
Vocabulary | Tools | |
Updated on 2023/01/20 |