Entry fitodian-tsambo
Elementary words fitodiana ; sambo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Toerana eo amoron-dranomasina voavoatra hiantsonan'ny sambo [1.1]
Examples Rehefa sendra fitodiantsambo dia nidinamba nandia tany maina. [2.356]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/24