Entry |
fioka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
sioka
[1.78]
|
| Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely [1.1]
|
Explanations in English | Whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing. Whistling, whistle. See siaka, sioka. [1.2]
|
Examples | Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any.
[2.472]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
|
Entry |
fioka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara, Tambahoaka]
kapoka
[1.78]
|
|