Entry | fihitso-basy | |
Elementary words | fihitsoka ; basy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1] | |
Explanations in English | (fihitsobasy) [Mod. s. from mihitsoka (hitsoka).] A ramrod. See hitsoka, firitsoka, ramirajy. [1.2] | |
Explanations in French | Baguette du fusil [1.3] | |
Vocabulary | Military | |
Synonyms | firitso-basy | |
Updated on 2024/02/01 |