Entry |
fiheverana
(hevitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy [1.1]
|
Explanations in French | La méditation, la réflexion, la discussion [1.3]
|
Examples |
1 | Ekenao ve izany fiheverana izany?
[2.285]
|
2 | Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy.
[2.472]
|
3 | Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho.
[1.369]
|
|
Vocabulary |
|