Entry faravodilanitra
Elementary words fara ; vody ; lanitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro [1.1]
Explanations in English (fara vodi-lanitra) The horizon [1.2]
 The horizon [1.7]
Explanations in French Horizon [1.8]
Examples 
1Any an-koatr' irý faravodilanitra iry! [2.499]
2Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama. [2.528]
3Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako! [2.357]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/19