Entry fantsom-boa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fantsona avy any amin'ny voa mankany amin'ny tatavia -- fantson' amany miala avy eo amin' ny tatavia mankany ivelany [misy fifanoherana eto] [1.13]
Explanations in French Conduit urinaire -- urètre [1.13]
Vocabulary 
Synonyms fantson' amany ambany

Updated on 2020/07/31